Inty no tabilao mampiseho ny anaran'ny andro amin’ny fiteny Malagasy sy Hebreo ary Jiosy:
Laharan’ ny andro |
Andro am fiteny Malagasy |
Andro am |
1 |
Alahady |
Rishon |
2 |
Alatsinainy |
Sheni |
3 |
Talata |
Shlishi |
4 |
Alarobia |
Re Revi Re Re |
5 |
Alakamisy |
Chamishi |
6 |
Zoma |
Shishi |
7 |
Sabotsy |
Shabbat |
Famaritana ny fanombohan’ny ora, andro ary volana araka ny Soratra Masina
3. Ny Nisana na Abiba no Voaloham-bolana amin'ny Taona
Anaram-bolana Jiosy sy Gregoriana
No |
JIOSY |
GREGORIANA |
1. 1 |
Abiba na Nisana. Eks 13:4; Est 3 :7 |
Mars - Avril |
2. 2 |
Ziva (Iyar). Gen 7 :1 ; 1Mpanj 6 :1 |
Avril - Mai |
3. 3 |
Sivana. Eks 19 :1 ; Est 8 :9 |
Mai - Juin |
4. 4 |
Tammuz. 2Mpanj 25 :3 |
Juin - Juillet |
5. 5 |
Av. Nom 33 :38 |
Juillet - Août |
6. 6 |
Elola (Ellul). Nom 5 :15 |
Août - Septembre |
7. 7 |
Etanima (Tishri). 1Mpanj 8 :2 |
Septembre-Octobre |
8. 8 |
Bola (Chechvan). 1Mpaj 6 :38 |
Octobre-Novembre |
9. 9 |
Kisleva. Zak 7 :1 |
Novembre-Décembre |
10.10 |
Tebeta. Est 2 :16 |
Décembre-Janvier |
11. 11 |
Sebata (Ch’vat). Zak 1 :7 |
Janvier - Février |
12.12 |
Adara. Est 3 :7 |
Février - Mars |